auto save
This commit is contained in:
parent
4ea4e882e9
commit
03e3b7bc81
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ambarako marigny aminareo, ho ambaila aby ny raha tsy manjary jiaby natan'ôlombelogno, na dia reo tegna ratsy jiaby lehy aboakan'ny vavany aby, fa lehy mivôlagna ratsy ny fagnahy Masigny ndraiky dia tsy ho voambaila raha tsy manjary natao bariky dintany." Nagnabara zany Jesôsy nohon'ny fagnambaran-jareo hoe: "Managna fagnahy ratsy Izy."
|
\v 28 \v 29 \v 30 Ambarako marigny aminareo, ho ambaila aby ny raha tsy manjary jiaby natan'ôlombelogno, na dia reo tegna ratsy jiaby lehy aboakan'ny vavany aby, fa lehy mivôlagna ratsy ny fagnahy Masigny ndraiky dia tsy ho voambaila raha tsy manjary natao bariky dintany." Nagnabara zany Jesôsy nohon'ny fagnambaran-jareo hoe: "Managna fagnahy ratsy Izy."
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Avakeo dia tonga ny nininy sindraiky reo rahalahiny avakeo nitsangagna teo vailany. Nagnandaifa ôlogno nagnambara Azy zareo, kay nagnantso Azy. Nantotry mikodidigny Azy ny vahoaka ary nivôlagna taminazy zareo hoe: "Nininao sinraiky reo rahalahinao dia akao antany akao, ary mizaha anao zareo akao."
|
\v 31 \v 32 Avakeo dia tonga ny nininy sindraiky reo rahalahiny avakeo nitsangagna teo vailany. Nagnandaifa ôlogno nagnambara Azy zareo, kay nagnantso Azy. Nantotry mikodidigny Azy ny vahoaka ary nivôlagna taminazy zareo hoe: "Nininao sinraiky reo rahalahinao dia akao antany akao, ary mizaha anao zareo akao."
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ary Izy namaly hoe: "Zôvy moa niniko sindraiky rahalahiky?" Ary nizaha nikodidigny tamin’ny ôlogno nantotry mikodidigny Azy Izy avakeo nivôlagna Izy hoe: "Zahavo, reto niniky sindraiky rahalahiky! Fz na zôvy na zôvy magnano ny sitrapôn-Jagnahary, dia zany ôlogno zany no rahalahiko, sindraiky rokivaviky, avakeo niniky."
|
\v 33 \v 34 \v 35 Ary Izy namaly hoe: "Zôvy moa niniko sindraiky rahalahiky?" Ary nizaha nikodidigny tamin’ny ôlogno nantotry mikodidigny Azy Izy avakeo nivôlagna Izy hoe: "Zahavo, reto niniky sindraiky rahalahiky! Fz na zôvy na zôvy magnano ny sitrapôn-Jagnahary, dia zany ôlogno zany no rahalahiko, sindraiky rokivaviky, avakeo niniky."
|
Loading…
Reference in New Issue