From 03e3b7bc813e67bf6ba765648b8a14d7f5563b6b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 01:31:23 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/28.txt | 2 +- 03/31.txt | 2 +- 03/33.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/03/28.txt b/03/28.txt index 96ea0e70..5ddbd1e0 100644 --- a/03/28.txt +++ b/03/28.txt @@ -1 +1 @@ -Ambarako marigny aminareo, ho ambaila aby ny raha tsy manjary jiaby natan'ôlombelogno, na dia reo tegna ratsy jiaby lehy aboakan'ny vavany aby, fa lehy mivôlagna ratsy ny fagnahy Masigny ndraiky dia tsy ho voambaila raha tsy manjary natao bariky dintany." Nagnabara zany Jesôsy nohon'ny fagnambaran-jareo hoe: "Managna fagnahy ratsy Izy." \ No newline at end of file +\v 28 \v 29 \v 30 Ambarako marigny aminareo, ho ambaila aby ny raha tsy manjary jiaby natan'ôlombelogno, na dia reo tegna ratsy jiaby lehy aboakan'ny vavany aby, fa lehy mivôlagna ratsy ny fagnahy Masigny ndraiky dia tsy ho voambaila raha tsy manjary natao bariky dintany." Nagnabara zany Jesôsy nohon'ny fagnambaran-jareo hoe: "Managna fagnahy ratsy Izy." \ No newline at end of file diff --git a/03/31.txt b/03/31.txt index c541802b..df33fb3e 100644 --- a/03/31.txt +++ b/03/31.txt @@ -1 +1 @@ -Avakeo dia tonga ny nininy sindraiky reo rahalahiny avakeo nitsangagna teo vailany. Nagnandaifa ôlogno nagnambara Azy zareo, kay nagnantso Azy. Nantotry mikodidigny Azy ny vahoaka ary nivôlagna taminazy zareo hoe: "Nininao sinraiky reo rahalahinao dia akao antany akao, ary mizaha anao zareo akao." \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 Avakeo dia tonga ny nininy sindraiky reo rahalahiny avakeo nitsangagna teo vailany. Nagnandaifa ôlogno nagnambara Azy zareo, kay nagnantso Azy. Nantotry mikodidigny Azy ny vahoaka ary nivôlagna taminazy zareo hoe: "Nininao sinraiky reo rahalahinao dia akao antany akao, ary mizaha anao zareo akao." \ No newline at end of file diff --git a/03/33.txt b/03/33.txt index 7a17255e..00dff611 100644 --- a/03/33.txt +++ b/03/33.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Izy namaly hoe: "Zôvy moa niniko sindraiky rahalahiky?" Ary nizaha nikodidigny tamin’ny ôlogno nantotry mikodidigny Azy Izy avakeo nivôlagna Izy hoe: "Zahavo, reto niniky sindraiky rahalahiky! Fz na zôvy na zôvy magnano ny sitrapôn-Jagnahary, dia zany ôlogno zany no rahalahiko, sindraiky rokivaviky, avakeo niniky." \ No newline at end of file +\v 33 \v 34 \v 35 Ary Izy namaly hoe: "Zôvy moa niniko sindraiky rahalahiky?" Ary nizaha nikodidigny tamin’ny ôlogno nantotry mikodidigny Azy Izy avakeo nivôlagna Izy hoe: "Zahavo, reto niniky sindraiky rahalahiky! Fz na zôvy na zôvy magnano ny sitrapôn-Jagnahary, dia zany ôlogno zany no rahalahiko, sindraiky rokivaviky, avakeo niniky." \ No newline at end of file