xmw_mrk_text_reg/03/05.txt

1 line
331 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 05:30:13 +00:00
\v 5Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nalahelo Izy nohon'ny hamafisan'ny fôn-jareo, dia nivôlagna taminny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. \v 6Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna Azy.