\v 5Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nalahelo Izy nohon'ny hamafisan'ny fôn-jareo, dia nivôlagna tamin’ny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. \v 6Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna Azy.