xmw_mrk_text_reg/04/16.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 06:41:46 +00:00
\v 16 Reto lehy voafafy tamin'ny tany feno vatovato, lehy, koafa nangala ny teny, tonga dia nangala zany tamim-piravoravoagna. \v 17 Tsisy vahany akao amin-jareo, fao mahadigny fotoagna fohy faogna. Dia tonga ny andro fijaliagna na ny fagnindriagna nohon'ny teny, kay tonga dia lavo zareo.