\v 16 Reto lehy voafafy tamin'ny tany feno vatovato, lehy, koafa nangala ny teny, tonga dia nangala zany tamim-piravoravoagna. \v 17 Tsisy vahany ao amin-jareo, fa matagna fotoagna fohy fogna. Dia tonga ny andro fijaliagna na ny fagnindriagna nohon'ny teny, kay tonga dia lavo zareo.