xmw_mrk_text_reg/08/05.txt

1 line
345 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 05:30:13 +00:00
\v 5 Nagnotany zareo Izy hoe: " Firy moa môfo misy aminareo?" Ninainagna zareo hoe: "Fito"\v 6 Nagniraka ny vahoaka mbô hibafoka aminny fôtaka Izy. Nalainy ny môfo fito, dia nagnamia misaotra Izy, avakeo nitapahany reo. Namiany ny mpianany zany mbô ho rasain-jareo aminny vahoaka, avakeo napaitrakan-jareo teo alohan'ny vahoaka zany.