\v 5 Nagnotany zareo Izy hoe: " Firy moa môfo misy aminareo?" Ninainagna zareo hoe: "Fito"\v 6 Nagniraka ny vahoaka mbô hibafoka amin’ny fôtaka Izy. Nalainy ny môfo fito, dia nagnamia misaotra Izy, avakeo nitapahany reo. Namiany ny mpianany zany mbô ho rasain-jareo amin’ny vahoaka, avakeo napaitrakan-jareo teo alohan'ny vahoaka zany.