1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
Ary ho an'izay miaro areo mbô tsy ho tafintohigny, avakeo hahatonga anao hibidôko akeo angnatraihan'ny vogninahitriny, tsisy tsigny ary ankaravoagna lehibe, amin-Jagnahary taokagna Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika anie ny vogninahitry, ny fahalebiasagna, ny fanjakagna, ny ngôvo, talaohan'ny fotoagna jiaby, avaizo, ary bariko ditany. Amena. |