2019-10-31 10:39:26 +00:00
|
|
|
Ary ho an'izay miaro areo mbô tsy ho tafintohigny, avakeo hahatonga anao hibidôko akeo angnatraihan'ny vogninahitriny, tsisy tsigny ary ankaravoagna lehibe, amin-Jagnahary taokagna Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika anie ny vogninahitry, ny fahalebiasagna, ny fanjakagna, ny ngôvo, talaohan'ny fotoagna jiaby, avaizo, ary bariko ditany. Amena.
|