auto save
This commit is contained in:
parent
8b53989a34
commit
1faa3ebf70
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny sakafom-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.
|
||||
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Izy reo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Izy reo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue