diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 97b11d4..5a4c884 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny sakafom-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny. \ No newline at end of file +\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index ad946ab..86901f8 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Izy reo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Izy reo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa. \ No newline at end of file