auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-11-30 21:37:39 -05:00 committed by root
parent 2d202c55f4
commit fd24142200
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zany no nandifasako areo ho amin'ny Timoty, zanaka tiako salakady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampahatsiaro areo reo lalagna naha ao amin'i Kristy, hotra ny ampianariko azy reo na aiza ndraiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. Amizeo dia nanjary miavogno ny sasany aminareo, magnano hotra ny hoe tsy ho avy agny aminareo zaho.
\v 17 \v 18 Zany no nandifasako areo ho amin'ny Timoty, zanaka tiako salakady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampahatsiaro areo reo lalagna naha ao amin'i Kristy, hotra ny ampianariko azy reo na aiza ndraiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. Amizeo dia nanjary miavogno ny sasany aminareo, magnano hotra ny hoe tsy ho avy agny aminareo zaho.

View File

@ -1 +1 @@
Fao ho avy tsy ho aila agny aminareo zaho, raha sitraky ny Tompo. Aveo tsy hahaizanareo ny koragnan-jareo zay taigna miavogno faogna zaho, fao hahita any ngôvon-jareo. Satria ny fanjakan-Jagnahary dia tsy mifotro amin'ny koragna fao amin'ny ngôvo. Ino no tadiavinareo? Tôkony ho avy aminareo miaraka amin'ny fitiavagna feno halimiam-pagnahy
\v 19 \v 20 \v 21 Fao ho avy tsy ho aila agny aminareo zaho, raha sitraky ny Tompo. Aveo tsy hahaizanareo ny koragnan-jareo zay taigna miavogno faogna zaho, fao hahita any ngôvon-jareo. Satria ny fanjakan-Jagnahary dia tsy mifotro amin'ny koragna fao amin'ny ngôvo. Ino no tadiavinareo? Tôkony ho avy aminareo miaraka amin'ny fitiavagna feno halimiam-pagnahy