diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index ee4666b..1e11661 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -Zany no nandifasako areo ho amin'ny Timoty, zanaka tiako salakady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampahatsiaro areo reo lalagna naha ao amin'i Kristy, hotra ny ampianariko azy reo na aiza ndraiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. Amizeo dia nanjary miavogno ny sasany aminareo, magnano hotra ny hoe tsy ho avy agny aminareo zaho. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Zany no nandifasako areo ho amin'ny Timoty, zanaka tiako salakady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampahatsiaro areo reo lalagna naha ao amin'i Kristy, hotra ny ampianariko azy reo na aiza ndraiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. Amizeo dia nanjary miavogno ny sasany aminareo, magnano hotra ny hoe tsy ho avy agny aminareo zaho. \ No newline at end of file diff --git a/04/19.txt b/04/19.txt index 9dc6a10..42bdda2 100644 --- a/04/19.txt +++ b/04/19.txt @@ -1 +1 @@ -Fao ho avy tsy ho aila agny aminareo zaho, raha sitraky ny Tompo. Aveo tsy hahaizanareo ny koragnan-jareo zay taigna miavogno faogna zaho, fao hahita any ngôvon-jareo. Satria ny fanjakan-Jagnahary dia tsy mifotro amin'ny koragna fao amin'ny ngôvo. Ino no tadiavinareo? Tôkony ho avy aminareo miaraka amin'ny fitiavagna feno halimiam-pagnahy \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 Fao ho avy tsy ho aila agny aminareo zaho, raha sitraky ny Tompo. Aveo tsy hahaizanareo ny koragnan-jareo zay taigna miavogno faogna zaho, fao hahita any ngôvon-jareo. Satria ny fanjakan-Jagnahary dia tsy mifotro amin'ny koragna fao amin'ny ngôvo. Ino no tadiavinareo? Tôkony ho avy aminareo miaraka amin'ny fitiavagna feno halimiam-pagnahy \ No newline at end of file