auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:14:52 -05:00 committed by root
parent 434956a9ec
commit fb0157c1ad
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary. Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tami
Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary. Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
"Ny raha jiaby dia ara-dalagna am