diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 0bee166..b2a986a 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary. Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tami \ No newline at end of file +Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary. Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika. \ No newline at end of file diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt new file mode 100644 index 0000000..b57e276 --- /dev/null +++ b/06/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +"Ny raha jiaby dia ara-dalagna am \ No newline at end of file