auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent 9105172965
commit bc4555695e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna.
\v 1 Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. \v 2 Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. \v 3 Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. \v 4 Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna.