diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index ade1b93..9e97432 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna. \ No newline at end of file +\v 1 Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. \v 2 Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. \v 3 Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. \v 4 Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna. \ No newline at end of file