Fri Jul 23 2021 09:23:30 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 09:23:31 -04:00
parent 1cb58bcb7b
commit 9fe4fbb42d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Voafehy amin'ny vaiavy moa areo? Aza mitady ny hoafaka aminazy. Afaka amin'ny vadinao moa anao? Aza mitady vady. Naifa raha manambady areo, dia tsy nanota.\v 28 Raha ny vaiavy tsy manambady no manambady, dia tsy nanota izy. Naifa reo zay manambady dia hanagna karazan'ôlogno maro raha mbôla velogno, Aveo zaho dia tihangala areo amin'ny zany.
\v 27 Voafehy amin'ny vaiavy moa areo? Aza mitady ny hoafaka aminazy. Afaka amin'ny vadinao moa anao? Aza mitady vady. Naifa raha manambady areo, dia tsy nanota. \v 28 Raha ny vaiavy tsy manambady no manambady, dia tsy nanota izy. Naifa reo zay manambady dia hanagna karazan'ôlagna maro raha mbôla velogno, aveo zaho dia tihangala areo amin'ny zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Fao zao no volagniky, rahalahy: Fohy ny fotoagna. Manomboko zao, aleo reo zay afa manam-bady hiaigny hotra ny tsy managna. \v 30 Reo zay mitomoagny dia tôkony hagnano hotra ny tsy mitomoagny, reo zay ravoravo hotra ny tsy ravoravo, avakeo reo zay mividy hotra ny tsy managna na ino na ino;\v 31 aveo reo zay mampiasa zao tontolo zao dia tsy tôkony hagnano hotra ny mampiasa zany tantairaka. Satria izao tontolo zao amin'ny bikany amizeo dia tonga amin'ny fiafaragna.
\v 29 Fao zao no volagniky, rahalahy: Fohy ny fotoagna. Manomboko zao, aleo reo zay afa manam-bady hiaigny hotra ny tsy managna. \v 30 Reo zay mitomoagny dia tôkony hagnano hotra ny tsy mitomoagny, reo zay ravoravo hotra ny tsy ravoravo, avakeo reo zay mividy hotra ny tsy managna na ino na ino; \v 31 aveo reo zay mampiasa zao tontolo zao dia tsy tôkony hagnano hotra ny mampiasa zany tantairaka. Satria izao tontolo zao amin'ny bikany amizeo dia ho tonga amin'ny fiafaragna.