Fri Jul 23 2021 09:17:29 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 09:17:30 -04:00
parent f4488a36f1
commit 1cb58bcb7b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fao ambilao faogna ny tsiaraikiaraiky aby hiaigny ny fiainagna zay afa nanindrian'ny Tompo azy, aveo araka ny afa nagnantsaovan-Jagnahary azy. I ono fitsipiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. \v 18 Afa voafora moa ny ôlogno araiky koafa nantsôvigny mbô hino? Izy dia tsy tôkony hiaizaka ny hiboaboaka hotra ny tsy voafora. Tsy voafora moa araiky koafa nantsôvigny ho amin'ny finoagna? Tsy tôkony ho foraigny izy.\v 19 Satria tsy ny famoragna na ny tsy famoragna no ilaigny. Ny ilaigny dia ny fagnikaihagna reo didin-Jagnahary.
\v 17 Fao ambilao faogna ny tsiaraikiaraiky aby hiaigny ny fiainagna zay afa nanindrian'ny Tompo azy, aveo araka ny afa nagnantsaovan-Jagnahary azy. Io no fitsipiky ao amin'ny fiangonagna jiaby. \v 18 Afa voafora moa ny ôlogno araiky koafa nantsôvigny mbô hino? Izy dia tsy tôkony hiaizaka ny hiboaboaka hotra ny tsy voafora. Tsy voafora moa araiky koafa nantsôvigny ho amin'ny finoagna? Tsy tôkony ho foraigny izy. \v 19 Satria tsy ny famoragna na ny tsy famoragna no ilaigny. Ny ilaigny dia ny fagnikaihagna reo didin-Jagnahary.

View File

@ -109,6 +109,7 @@
"07-10",
"07-12",
"07-15",
"07-17",
"07-20",
"07-25",
"07-27",