Fri Jul 23 2021 09:05:30 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 09:05:30 -04:00
parent 6b0525d731
commit 3353827d65
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 "Ny raha jiaby dia ara-dalagna aminaha," fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny raha jiaby ara-dalagna aminaha,"fao tsy ho andevozin'ny araiky amin'ny reo zaho.\v 13 "Ny hanigny dia nihin'ny kibo, aveo ny kibo natao ho nihin'ny hanigny," Fao Zagnahary dia hagnafoagna zareo roa reo. Ny vatagna dia tsy natao ho nihin'ny fijangajangagna. Fao ndraiky, ny vatagna dia natao ho nihin'ny Tompo, ary ny Tompo dia hagnamia nihin'ny vatagna.
\v 12 "Ny raha jiaby dia ara-dalagna aminaha," fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny raha jiaby ara-dalagna aminaha," fao tsy ho andevozin'ny araiky amin'ny reo zaho. \v 13 "Ny hanigny dia nihin'ny kibo, aveo ny kibo natao ho nihin'ny hanigny," Fao Zagnahary dia hagnafoagna zareo roa reo. Ny vatagna dia tsy natao ho nihin'ny fijangajangagna. Fao ndraiky, ny vatagna dia natao ho nihin'ny Tompo, ary ny Tompo dia hagnamia nihin'ny vatagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Zagnahary dia afa nanangagna ny Tompo salakady hanangagna atsika amin'ny ngôvony koa. \v 15 Moa tsy hainareo moa fao ny haigninareo dia ratsam-batagnan'i Kristy kay ho ndesiky moa zany reo ratsam-batagnan'i Kristy aveo hampikambagna zareo amin'ny mpivaro-taigna? Tsy hisy anie zany !
\v 14 Zagnahary dia afa nanangagna ny Tompo salakady hanangagna atsika amin'ny ngôvony koa. \v 15 Moa tsy hainareo moa fao ny haigninareo dia ratsam-batagnan'i Kristy kay ho ndesiky moa zany reo ratsam-batagnan'i Kristy aveo hampikambagna zareo amin'ny mpivaro-taigna? Tsy hisy anie zany!