auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 18:53:32 -05:00 committed by root
parent 031a596d52
commit 90e8b2f2f7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny n
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny ny finoagna.

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avaizo dia magniry are jiaby hivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay zaho. Fao mbôla mihoatra noho zany aby, magniry Zaho ny haminanianare. Zay maminagny dia taigna gaida ohoarigny