auto save
This commit is contained in:
parent
b3d0a35640
commit
031a596d52
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna
|
||||
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna zare, ary fampiononagna zare. Zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia magnorigny ny haigniny, fao zay maminagny dia magnorigny n
|
Loading…
Reference in New Issue