auto save
This commit is contained in:
parent
debfaea7da
commit
86e46e088b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are miaraka amin'ny re rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa
|
||||
Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are miaraka amin'ny re rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa mety ny fotoagna.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Mandrasa, mitsangana tsara amin'ny finoagna, miasà tôrotro ny lalahy, maheraiza. Aoka ho ata am-pitiavagna zay atanare jiaby.
|
Loading…
Reference in New Issue