diff --git a/16/10.txt b/16/10.txt index 8aad68b..edaf086 100644 --- a/16/10.txt +++ b/16/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are miaraka amin'ny re rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa \ No newline at end of file +Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are miaraka amin'ny re rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa mety ny fotoagna. \ No newline at end of file diff --git a/16/13.txt b/16/13.txt new file mode 100644 index 0000000..fa6f596 --- /dev/null +++ b/16/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +Mandrasa, mitsangana tsara amin'ny finoagna, miasà tôrotro ny lalahy, maheraiza. Aoka ho ata am-pitiavagna zay atanare jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt new file mode 100644 index 0000000..6574ba0 --- /dev/null +++ b/16/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Hainare ny tamingan'i Stefanasy, fao zare no niaova fô \ No newline at end of file