Fri Jul 30 2021 11:12:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 11:12:09 -04:00
parent 73a015a09f
commit 77e276e96f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Afa nanagnanareo jiaby izay jiaby tadiavinareo! Afa nanjary mpanankariagna areo! Avakeo afa nanomboko nanjaka areo— aveo zany dia tsy avy taminay! Zaho dia tegna magniry ny nanjakanareo, mbô hafahanay manjaka miaraka aminareo. \v 9 Fao zaho dia mieritreritry fao Zagnahary dia namaitraka antsika ho apostoly mibaribary hotra ny farany amin'ny laharagna ndraiky hotra ny ôlogno voaheloko ho faty. Zahay dia lasa fampisehoagna ho nihin'ny izao tontolo izao—ho nihin'ny reo anjely, aveo ny ho nihin'ôlombelogno
\v 8 Afa nanagnanareo jiaby izay jiaby tadiavinareo! Afa nanjary mpanankariagna areo! Avakeo afa nanomboko nanjaka areo—aveo zany dia tsy avy taminay! Zaho dia tegna magniry ny nanjakanareo, mbô hafahanay manjaka miaraka aminareo. \v 9 Fao zaho dia mieritreritry fao Zagnahary dia namaitraka antsika ho apostoly mibaribary hotra ny farany amin'ny laharagna ndraiky hotra ny ôlogno voaheloko ho faty. Zahay dia lasa fampisehoagna ho nihin'ny izao tontolo izao—ho nihin'ny reo anjely, aveo ny ho nihin'ôlombelogno.