Fri Jul 30 2021 11:08:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 11:08:09 -04:00
parent dbcffe0c0f
commit 73a015a09f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Zeo, rahalahy, nampihatra reo fitsipiky reo taminaha ndraiky tamin'ny Apolosy zaho nohon'ny aminareo, mbô hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fivolagnagna magnanjao: "Aza mandaiha mihoatra zay voasoratra." Zany dia mbô tsi hoisy araiky aminareo hiraiharaiha ny amin'ny fankasitrahagna ny araiky noho ny hafa.\v 7 Fao zôvy na mahita fahasamihafagna eo aminareo ndraiky reo hafa? Inona no anagnanareo kay tsy niraisinareo maimaimpoagna? Raha nalaka zany maimaimpoagna aro, nagnino areo no miraiharaiha hotra ny tsy nagnano hotra zany?
\v 6 Zeo, rahalahy, nampihatra reo fitsipiky reo taminaha ndraiky tamin'ny Apolosy zaho nohon'ny aminareo, mbô hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fivolagnagna magnanjao: "Aza mandaiha mihoatra zay voasoratra." Zany dia mbô tsy hoisy araiky aminareo hiraiharaiha ny amin'ny fankasitrahagna ny araiky noho ny hafa. \v 7 Fao zôvy na mahita fahasamihafagna eo aminareo ndraiky reo hafa? Inona no anagnanareo kay tsy niraisinareo maimaimpoagna? Raha nalaka zany maimaimpoagna areo, nagnino areo no miraiharaiha hotra ny tsy nagnano hotra zany?