auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-07 22:09:36 -05:00 committed by root
parent d8bd38bb5a
commit 759b659da5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy,\v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary.\v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika.
\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Ireo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy,\v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary.\v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika.