diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 249244e..f2d1059 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy,\v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary.\v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika. \ No newline at end of file +\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Ireo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy,\v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary.\v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndaiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika. \ No newline at end of file