auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:14:52 -05:00 committed by root
parent f6abeaf19a
commit 6815fb96e9
1 changed files with 0 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +0,0 @@
Tsy tsara ny firaiharaihanareo ! Tsy hainareo moa fao lalivay hely faogna dia magnaova môfo jiaby? Diovy ny haigninareo amin'ny lalivay talaoha biaka ho tonga môfo vava areo, kay mbô ho tonga môfo tsisy lalivay. Fao Kristy, lehy Zanak'ondry tamin'ny Pasika, dia natao sôrogno. Noho zany dia aoka atsika hankalaza ny firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy ndraiky