diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt deleted file mode 100644 index 7260a6a..0000000 --- a/05/06.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Tsy tsara ny firaiharaihanareo ! Tsy hainareo moa fao lalivay hely faogna dia magnaova môfo jiaby? Diovy ny haigninareo amin'ny lalivay talaoha biaka ho tonga môfo vava areo, kay mbô ho tonga môfo tsisy lalivay. Fao Kristy, lehy Zanak'ondry tamin'ny Pasika, dia natao sôrogno. Noho zany dia aoka atsika hankalaza ny firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy ndraiky \ No newline at end of file