Fri Jul 23 2021 10:51:31 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 10:51:31 -04:00
parent f6a088a93c
commit 5b4277b481
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Tamin'ny mbôla zaza zaho, nivaolagna tôrotro ny zaza, nieritreritry taokagna zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao zeo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Zeo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao aveo zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka.\v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna, avakeo fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida aminjareo dia ny fitiavagna.
\v 11 Tamin'ny mbôla zaza zaho, nivaolagna tôrotro ny zaza, nieritreritry taokagna zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao zeo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Zeo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao aveo zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka. \v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna, avakeo fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida aminjareo.

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 14
Toko Faha 14