diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index ff86ef9..b63428e 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Tamin'ny mbôla zaza zaho, nivaolagna tôrotro ny zaza, nieritreritry taokagna zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao zeo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Zeo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao aveo zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka.\v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna, avakeo fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida aminjareo dia ny fitiavagna. \ No newline at end of file +\v 11 Tamin'ny mbôla zaza zaho, nivaolagna tôrotro ny zaza, nieritreritry taokagna zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao zeo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Zeo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao aveo zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka. \v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna, avakeo fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida aminjareo. \ No newline at end of file diff --git a/14/title.txt b/14/title.txt index 5a77d39..77163f5 100644 --- a/14/title.txt +++ b/14/title.txt @@ -1 +1 @@ -Toko faha 14 \ No newline at end of file +Toko Faha 14 \ No newline at end of file