auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent b45aeb9a9a
commit 298895fcd5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Raha mbôla zaza zaho, dia nivaolagna karaha ny zaza, nieritreritry karaha zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. Fao avaizo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Avaizo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao ave zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka. Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna rahatrizay, ary ny fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida amin'ny re dia ny fitiavagna.
\v 11 Raha mbôla zaza zaho, dia nivaolagna karaha ny zaza, nieritreritry karaha zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao avaizo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Avaizo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao ave zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka.\v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna rahatrizay, ary ny fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida amin'ny re dia ny fitiavagna.