diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index e066385..b36df3b 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Raha mbôla zaza zaho, dia nivaolagna karaha ny zaza, nieritreritry karaha zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. Fao avaizo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Avaizo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao ave zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka. Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna rahatrizay, ary ny fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida amin'ny re dia ny fitiavagna. \ No newline at end of file +\v 11 Raha mbôla zaza zaho, dia nivaolagna karaha ny zaza, nieritreritry karaha zaza, nisaigny karaha ny zaza. Koafa gaida zaho, dia nambailako ny fahazazagna. \v 12 Fao avaizo atsika dia mahita tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fao rahatrizay dia hifagnatri-tava. Avaizo zaho dia mahay amin'ny ampahany, fao ave zaho dia hahay tantairaka karaha ny nahay zaho tantairaka.\v 13 Fao avaizo dia reto telo reto no mitoaitra: ny finoagna, ny fanantenagna rahatrizay, ary ny fitiavagna. Fao ny fitiavagna ny taigna gaida amin'ny re dia ny fitiavagna. \ No newline at end of file