auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent e548572070
commit 2529bd855b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Noho zany re fivolagnagna tsy hay dia famantaragna, tsy amin'ny re mpino, fao amin'ny re tsy mpino. Fao ny faminaniagna ndraiky dia ho famantaragna, tsy hoan'ny re tsy mpino, fao hoan'ny re mpino. Noho zany, raha aohatra kay, miara-mivôry ny fiangonagna jiaby ave mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay jiaby, ary miditry re vahiny ndraiky tsy mpino, tsy ho koragninjare fao laifaka moa are?
\v 22 Noho zany re fivolagnagna tsy hay dia famantaragna, tsy amin'ny re mpino, fao amin'ny re tsy mpino. Fao ny faminaniagna ndraiky dia ho famantaragna, tsy hoan'ny re tsy mpino, fao hoan'ny re mpino.\v 23 Noho zany, raha aohatra kay, miara-mivôry ny fiangonagna jiaby ave mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay jiaby, ary miditry re vahiny ndraiky tsy mpino, tsy ho koragninjare fao laifaka moa are?