From 2529bd855b53201ed03e4f067527758f60ab2f60 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Fri, 25 Dec 2020 20:13:26 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 14/22.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index 772d3df..e73c757 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Noho zany re fivolagnagna tsy hay dia famantaragna, tsy amin'ny re mpino, fao amin'ny re tsy mpino. Fao ny faminaniagna ndraiky dia ho famantaragna, tsy hoan'ny re tsy mpino, fao hoan'ny re mpino. Noho zany, raha aohatra kay, miara-mivôry ny fiangonagna jiaby ave mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay jiaby, ary miditry re vahiny ndraiky tsy mpino, tsy ho koragninjare fao laifaka moa are? \ No newline at end of file +\v 22 Noho zany re fivolagnagna tsy hay dia famantaragna, tsy amin'ny re mpino, fao amin'ny re tsy mpino. Fao ny faminaniagna ndraiky dia ho famantaragna, tsy hoan'ny re tsy mpino, fao hoan'ny re mpino.\v 23 Noho zany, raha aohatra kay, miara-mivôry ny fiangonagna jiaby ave mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay jiaby, ary miditry re vahiny ndraiky tsy mpino, tsy ho koragninjare fao laifaka moa are? \ No newline at end of file