auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 11:01:22 -05:00 committed by root
parent c6a21cbf6c
commit 16751021ca
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna hoe: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miarak
Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna hoe: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miaraka, ary izy nagnamia lanja re zay tsy ampy zany.

1
12/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky