diff --git a/12/21.txt b/12/21.txt index dfc1632..e8af308 100644 --- a/12/21.txt +++ b/12/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna hoe: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miarak \ No newline at end of file +Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna hoe: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miaraka, ary izy nagnamia lanja re zay tsy ampy zany. \ No newline at end of file diff --git a/12/25.txt b/12/25.txt new file mode 100644 index 0000000..ddc57cf --- /dev/null +++ b/12/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky \ No newline at end of file