auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent 849189741c
commit 0ded0409a7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Tsara ny haigninareo: Mety amin'ny vaiavy moa ny mivavaka amin'-Jagnahary tsy misatr-daoha? Tsy ny natiora lasitekiny aza moa no mampianatra areo fao raha ny lalahy no lava volo, dia fahafaham-baraka aminazy zany? Tsy mampianatra areo moa ny natiora fa raha ny vaiavy no lava volo, dia vogninahitry aminazy zany? Fao namiagna azy ny volony mbô hanarognany azy. Fao raha misy ti-hiady hevitry amin'ny zany, dia tsy managna fampiharagna hafa zahay, na reo fiangonan-Jagnahary.
\v 14 \v 13 \v 15 \v 16 Tsara ny haigninareo: Mety amin'ny vaiavy moa ny mivavaka amin'-Jagnahary tsy misatr-daoha? Tsy ny natiora lasitekiny aza moa no mampianatra areo fao raha ny lalahy no lava volo, dia fahafaham-baraka aminazy zany? Tsy mampianatra areo moa ny natiora fa raha ny vaiavy no lava volo, dia vogninahitry aminazy zany? Fao namiagna azy ny volony mbô hanarognany azy. Fao raha misy ti-hiady hevitry amin'ny zany, dia tsy managna fampiharagna hafa zahay, na reo fiangonan-Jagnahary.