From 0ded0409a7caa0272b6ba4a12aaececc76333e99 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Tue, 1 Dec 2020 19:07:25 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt index 3f1ec31..2cdf0ac 100644 --- a/11/13.txt +++ b/11/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Tsara ny haigninareo: Mety amin'ny vaiavy moa ny mivavaka amin'-Jagnahary tsy misatr-daoha? Tsy ny natiora lasitekiny aza moa no mampianatra areo fao raha ny lalahy no lava volo, dia fahafaham-baraka aminazy zany? Tsy mampianatra areo moa ny natiora fa raha ny vaiavy no lava volo, dia vogninahitry aminazy zany? Fao namiagna azy ny volony mbô hanarognany azy. Fao raha misy ti-hiady hevitry amin'ny zany, dia tsy managna fampiharagna hafa zahay, na reo fiangonan-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 14 \v 13 \v 15 \v 16 Tsara ny haigninareo: Mety amin'ny vaiavy moa ny mivavaka amin'-Jagnahary tsy misatr-daoha? Tsy ny natiora lasitekiny aza moa no mampianatra areo fao raha ny lalahy no lava volo, dia fahafaham-baraka aminazy zany? Tsy mampianatra areo moa ny natiora fa raha ny vaiavy no lava volo, dia vogninahitry aminazy zany? Fao namiagna azy ny volony mbô hanarognany azy. Fao raha misy ti-hiady hevitry amin'ny zany, dia tsy managna fampiharagna hafa zahay, na reo fiangonan-Jagnahary. \ No newline at end of file