auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent e2a4724566
commit 0b52f190e6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.
\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.