diff --git a/16/01.txt b/16/01.txt index 318c1c3..d94dad8 100644 --- a/16/01.txt +++ b/16/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho. \ No newline at end of file +\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho. \ No newline at end of file