auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 01:53:31 -05:00 committed by root
parent 77729fa012
commit 00c24d3bf6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary re maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, ave dia hovoagna atsika. Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hagnano zay tsy mety lô, ary tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hagnano ny tsy fahafataisagna.
Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary re maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, ave dia hovoagna atsika. Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hiszay tsy mety lô, ary tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hagnano ny tsy fahafataisagna.

View File

@ -1 +1 @@
Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe:
Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna." "Ry fahafataisagna, aiza ny fanindronana?''