auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 01:53:31 -05:00 committed by root
parent 9aa5f4cfe8
commit 77729fa012
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary re maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, ave dia hovoagna atsika. Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hagnano zay tsy mety lô, ary tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hagnano ny tsy met
Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary re maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, ave dia hovoagna atsika. Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hagnano zay tsy mety lô, ary tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hagnano ny tsy fahafataisagna.

1
15/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe: