xmw_1co_text_reg/16/01.txt

1 line
346 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-26 01:13:26 +00:00
\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.