1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 11Mandalova ami-pitazaha vo hegnasy, ry ponin'i Safira. Ka miboaky ry ponin'i Zanana. Aoka Handala i Beti-haezela, akory nala gny ferovan'ereo. \v 12Fa mandigny ami-pitaitaigna gny vaovao mahafaly reo ponin'i Marota, akory nilasaky boak'amin'i Yaveh ho ao aminigny vavahadin'i Jerosalema gny loza. |