txy_mic_text_reg/01/11.txt

1 line
300 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-04-21 14:06:08 +00:00
\v 11Mandalova ami-pitazaha vo hegnasy, ry ponin'i Safira. Ka miboaky ry ponin'i Zanana. Aoka Handala i Beti-haezela, akory nala gny ferovan'ereo. \v 12Fa mandigny ami-pitaitaigna gny vaovao mahafaly reo ponin'i Marota, akory nilasaky boak'amin'i Yaveh ho ao aminigny vavahadin'i Jerosalema gny loza.