auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-30 18:22:41 +02:00 committed by root
parent 5ea1b4e7ae
commit 4dde82f03b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vo nofa tapisy reho andro reho, dra nanao firavoravoa nandrisy gny fito andro gny pazaka. Nahy ho an'gny olo aby teo amin'gny ferova fatrasin'i Sosana zeho, hatramin'gny lahibe loasy dra hatramin'gny madiniky loasy. Nahy teo an-kianzan'gny zaridain'gny lapan'gny pazaka zeho. Gny
Vo nofa tapisy reho andro reho, dra nanao firavoravoa nandrisy gny fito andro gny pazaka. Nahy ho an'gny olo aby teo amin'gny ferova fatrasin'i Sosana zeho, hatramin'gny lahibe loasy dra hatramin'gny madiniky loasy. Nahy teo an-kianzan'gny zaridain'gny lapan'gny pazaka zeho. Gny kianzan'gny zariday dra voahengo tamin'gny lamba vita amin'gny landihazo fosy vo volompoarasy. tamin'gny kofehin-drongony fosy madiniky vo volomparasy, nihanto tamin'gny mason-drozo volafosy hatregny amin'gny andrin'gny marbra. Nisy farafara volamena vo volafosy teo amin'gny filaharan