From 4dde82f03b7386d20b3fd36af9602e945572af74 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Tanosy-003 <> Date: Fri, 30 Jul 2021 18:22:41 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 01/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index 56ba1c6..13325e9 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -Vo nofa tapisy reho andro reho, dra nanao firavoravoa nandrisy gny fito andro gny pazaka. Nahy ho an'gny olo aby teo amin'gny ferova fatrasin'i Sosana zeho, hatramin'gny lahibe loasy dra hatramin'gny madiniky loasy. Nahy teo an-kianzan'gny zaridain'gny lapan'gny pazaka zeho. Gny \ No newline at end of file +Vo nofa tapisy reho andro reho, dra nanao firavoravoa nandrisy gny fito andro gny pazaka. Nahy ho an'gny olo aby teo amin'gny ferova fatrasin'i Sosana zeho, hatramin'gny lahibe loasy dra hatramin'gny madiniky loasy. Nahy teo an-kianzan'gny zaridain'gny lapan'gny pazaka zeho. Gny kianzan'gny zariday dra voahengo tamin'gny lamba vita amin'gny landihazo fosy vo volompoarasy. tamin'gny kofehin-drongony fosy madiniky vo volomparasy, nihanto tamin'gny mason-drozo volafosy hatregny amin'gny andrin'gny marbra. Nisy farafara volamena vo volafosy teo amin'gny filaharan \ No newline at end of file